Brèves

Ho fampihenana ny taham-pahafatesan’ny zaza latsakin’ny 5 taona ao amin’ny distrikan’ny Alaotra Mangoro dia mpanentana ara-pahasalamana miisa 604 no miatrika fiofanana momba ny fanamafisana ny fandraisana an-tanana ny aretina mpahazo ny zaza latsaky ny 5 taona, manomboka androany 14 Septambra ary haharitra dimy andro. Aorian’izay dia hidina ifotony hijery sy handray an-tanana ny marary ireo mpisehatra ireo, hanentana amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ary handefa azy ireo amin’ny tobim-pahasalamana.

Articles similaires

Voir Aussi

Fermer
Fermer