Brèves

Nisokatra omaly 13 Septambra ary haharitra tapabolana ny fitsarana miaramila ho an’ny zatovolahy sy zatovovavy 18 hatramin’ny 31 taona ho an’ny faritra Atsinanana, izay tanterahina ao amin’ny Toby Jeneraly Joseph Noël Analakininina Hopitaly be.

Olona 300 isanandro no ho raisina manomboka amin’ny valo ora maraina, mandritra io roa herinandro io. « Ilaina Amin’ny maha-olompirenena ny fananana karatra maitso, indrindra amin’ny sehatra fifaninana ara- panjakana (concours) na asa fandehanana any ivelany. » hoy ny ny prefen’i Toamasina nandritra ny fanokafana izany tamin’ny fomba ofisialy.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer