Brèves

Drakaka tsy ara-dalàna 112 kilao indray no tratran’ny Foibe mpanara-maso ny jono (CSP) teny Andohatapenaka androany, taorian’ilay 421 kilao tratra omaly. Sady tsy nisy fahazoan-dalana no tsy nahafeno ny refy (11cm) takin’ny lalàna ireo drakaka ireo.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer