Brèves

Mpampianatra FRAM miisa 69 tao amin’ny fitaleavam-paritry ny fanabeazam-pirenena Ihorombe no nahazo fifanarahana arakasa avy amin’ny Minisitra tomponandraikitra ny tolakandron’ny 14 Septambra. Notolorana tablettes miisa 25 avy ihany koa ny CEG Zazafotsy sy ny Lisea Sakalalina, izay samy ao amin’ny CISCO Ihosy.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer