Brèves

Mbola ambony ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza eto Madagasikara. Anisan’ny aretina lohalaharana amin’izany ny fivalanana, ny kohaka , ny tazomoka eo amin’ny zaza, ary fahaverezan-dra be loatra eo amin’ny reny. Tanjon’ny tetikasa Access ny hampihena io taham-pahafatesana io. Eo koa ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana, ary ny fametrahana Tobim-pahasalamana Tomombana sy Mahomby na ny TTM, hoy ny talen’ny tetikasa , Dr Serge Raharison.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer