Brèves

Niompana tamin’ny fanombohana ny lalam-pirenena faha 13 sy ny fanamorana ary fanafainganana ny an-tontantarasy mba tsy hampisy fahatarana amin’ny fanombohana ny tetikasa ny dinika nataon’ny minisitry ny Asa-vaventy , Hatrefindrazana Jerry, niaraka tamin’ny solotenan’ny vondrona eropeana eto Madagasikara androany faha 16 septembra. Tokony ho vita ny volana oktobra ho avy izao ny an-tontantarasy rehetra amin’ny fanombohana ny lalam-pirenena faha 13, hoy ny minisitra.

 

 

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer