Brèves

Mba ho fampahafantarana ny toerana fizahantany azo tsidihina any amin’ny faritra Amoron’i Mania sy ny Kolontsaina toy ny savika izay mampalaza ny Betsileo, ary ho fampiroboroboana ny asa tanana no tanjon’ny hetsika” “festival de Mania”, andiany voalohany karakarain’ny fikambanana Haiko ny Taniko ny faha 2 sy faha 03 volana oktobra ho avy izao, ao Ampitambe Sandrandahy. Hanamarika ny hetsika ny fampiratiana asa tanana sy sakafo mampiavaka ny faritra, ny fampahafantarana ny toeram-pitsangatsanganana Itanjona sy Ikanja Ony, hoy ny mpandrindra nasionaly ny fikambanana Haiko ny Taniko, Rasolofomanitra. Mpitsidika miisa 3000 no andrasana hoavy any an-toerana

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer