• 25 septembre 2021
Nanolotra vary 10 gony ho an’ny voafonja tao Betroka ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny fandalovany tany an-toerana.
Isan’ny tena olana ho azy ireo ny tsy fahampian-tsakafo. Maherin’ny 200 isa ireo lehilahy mamita sazy ao raha 11 kosa ireo vehivavy.
Ankoatra izay dia nihaona tamin’ireo tomponandraikitry ny Fiangonana FLM sy Katolika any an-toerana izay manao asa soa ihany koa Ramatoa Minisitra. Nanolotra vary 5 gony avy ho an’ny birao sinaodalin’ny FLM sy ny biraon’ny CARITAS ho an’ny Fiangonana Katolika koa ny tenany.
Partagez :
Mahandry