• 1 octobre 2021

Ny fokontany Maropia Nord no nanohizan’ny « Caravane Avotse » ny diany ny andro fahatelo raha tao amin’ny fokontany Ampary kaominina Anjapaly ny andro faharoa. Tolotra aram-pahasalamana maimaim-poana hatrany no nomena ny vahoaka monina ao amin’ny fokontany nandalovan’ity « Caravane Avotse « ity. Tao ny fanalàna nify, ny fitilina tazomoka, ny fisafoana ny reny bevohoka ary ny fizarana fanafody miaro amin’ny tazomoka. Mbola hitohy amin’ny fokontany maro ny hetsika.

Partagez :
Mahandry