• 16 octobre 2021

Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny vaomiera mpikarakara dia nahatratra 64,21% ny taham-pahavitrihana manerana ny Nosy nandritra ny fifidianana izay ho biraon’ny Holafitry ny Mpanao Gazety (OJM) eto Madagasikara.

Partagez :
Mahandry