Brèves

Ahitana trangan’aretina fivalanana mahazo ny omby indray ao amin’ny Distrikan’ Arivonimamo, faritra Itasy amin’izao fotoana izao, taorian’ny tranga niseho tao Antsirabe II faritra Vakinankaratra, iray volana lasa izay. Mivalana ny omby tratran’ity aretina ity araka ny filazan’ireo tantsaha mpiompy ary mihamahia ka miteraka ny fahafatesany raha tsy voavonjy ara-potoana.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer