Brèves

Hapetraka manomboka izao ny fahaiza-manao ho an’ireo mpiantsehatra mivantana amin’ny olana ateraky ny asa. Tanjona ny hampirindra sy hijery manokana ny fomba fiasa amin’ny olana rehetra aterak’izany.
Ny mpitsirika asa no manao ny fanadihadiana ifotony ary ny mpitsara kosa no mandray sy mitsara izay mety ho disadisa eo amin’izany sehatra izany. Fanamby hapetraka ny mba hisian’ny fitoviam-pijery. Ho tanterahina ao anatin’ity atrikasa ity ny fandinihana manokana ireo izay mety ho fehezan-dalàna famaizana eo amin’ny sehatry ny asa mba hialana amin’ny gaboraraka sy ny tsy fanarahan-dalàna misy.
Michel.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer