Brèves

Mihena amin’ny ampahany betsaka ny ahiahy, ny tebiteby, ny sorisory vokatry ny fikorontanan’ny toetrandro eo amin’ny mpamboly amin’ny alalan’ny fampiasana ny tolotra VIAMO. Tafapetraka io tolotra io, vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny minisitera misahana ny fambolena, ny FOFIFA, ny sampan-draharaha misahana ny famantarana ny toetrandro, ny fiaraha-miasa eo amin’ny alemanina sy ny vondrona eropeanina.

Michel.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer