Brèves

Tokantrano miisa 16 896 manerana ny faritra 23 eto Madagasikara no ho voakasiky ny fanadihadiana maharitra eo anivon’ny tokantrano (EPM-21) izay ho tanterahin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola amin’ny alalan’ny INSTAT.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer