Brèves

Trano fianarana vaovao, misy efitra 2 no natolotra vonjimaika hampiasain’ny EPP Ankilimamy ao amin’ny fokontany Andranolava, kaominina Ankililoaka, hanalana fahasahiranana ny mpianatra miisa 120 ao amin’ity EPP ity. Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny ONG MAMOA sy ny kaominina Ankililoaka no nahavitana ity fotodrafitrasa ity. Mbola eo an-dalam-pahavitana kosa ny an’ny fokontany hafa ary hiaraka hatolotra amin’ny fomba ofisialy ny fotodrafitrasa rehetra.

Farelle Yartina

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer