Brèves

Tombanana ho dimy (5) ny rivodoza handalo manakaiky an’i Madagasikara, ary telo (3) amin’ireo no hikasika ny nosintsika. Manoloana izany, hanatanteraka atrikasa mandritra ny 3 andro ho fiomanana sahady amin’ny fiatrehana ny loza voajanahary, mety handalo, any amin’ny faritra Atsinanana ny BNGRC (Bureau National de Gestion des Risques et Catastrophes) sy ny CRS (Catholic Relief Services) izay mpiara-miombona antoka aminy.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer