Brèves

Hitarika ny delegasiona malagasy hanatrika ny fivoriana tsy ara-potoana anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe indiana (COI) ny minisitry ny raharaham-bahiny, Rajoelina Patrick .
Tafiditra ao anatin’ny lohahevitra horesahina mandritra ny fivoriana ny 26 novambra izao ny fiarovana ny ranomasina sy ny morontsiraka, ny fanaraha-maso ny manodidina ny seha-pahasalamana sy ny fivoaran’ny aretina, ny tontolo iainana sy ny toetr’andro, ny fanaraha-maso ny jono.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer