Brèves

Ny roa ampahatelon’ny olona mitaraina eny anivon’ny sendika mahakasika ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana dia vehivavy avokoa ka ny herisetra ara-moraly na ny tsindry ara-moraly no betsaka indrindra amin’izany, raha nambaran’ny mpandrindra nasionalin’ny « IndustriALL Union Madagascar », nandritry ny fanokafana ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena amin’ny ady amin’ny fanafoanana ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy eny anivon’ny toeram-piasana androany faha-25 Novambra.

Antenaina ny hienan’ny herisetra, ary mba hitombo ny isan’ireo mpiasa sahy mitaraina eny anivon’ny syndicat rehefa vitan’i Madagasikara ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana (convention) 990 raha ny nambarany.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer