Brèves

Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny Fikambanana Fampandrosoana an’Ihorombe dia nahazo toby fitehirizan-ndrà (Banque de Sang) ny CHRR Ihorombe.

Anio Alakamisy 25 Novambra no natolotra izany, sady tafiditra ihany koa amin’ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanomezan-drà. Ankoatra izay dia nahazo fitaovana GENEXPERT, ahafahana mamita fitiliana 08 indray mandeha, amina karazana aretina maromaro ihany koa ny CHRR Ihorombe.

Fetiniaina Andrianjafy

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer