Brèves

Antananarivo,25 mars 2021, Tiana Andriamifidy (DDIT):

“Miala saona ny tarika Mahaleo manomboka izao ary hiverina hiseho an-tsehatra indray atoato . Efa misy ny hira vaovao voaforona, ireo no fanambaran’i Bekoto androany 25 martsa. Tsahivina fa miisa Fito no tena mpikambana tao amin’ny tarika hoy izy ka telo amin’ireo sisa no tavela ankehitriny.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer