• 25 mai 2021
Efa miomana amin’ny fisokafan’ny sehatry ny fizahan-tany ny any amin’ny Faritra Anosy. Omena asa amin’ny alalan’ny himmo ireo mpisehatra very asa noho ny fihanaky ny valan’aretina covid 19. Haharitra herintaona ny fifanarahana ka fanavaozana sy fanadiovana ireo toerana rehetra voakasiky ny fizahan-tany ao anatin’ny Faritra Anosy no asa atao.
Partagez :
Mahandry