Brèves

Antananarivo 26 May 2021, 08h40,Njaka Randria

Lehilahy efatra, voalaza fa mpamaky fasana no matin’ny fitsaram-bahoaka tao Ankilivalo Tolagnaro ny alin’ny 24 may lasa teo. Tafatsoaka tao anatin’ ny haizina ny roalahy fa ny roa kosa niharan’ny fitsaram-bahoaka teo ka maty avy hatrany. Nitohy ny fikarohana ireo tafatsoaka ary tratra ny 25 may tokony ny mitatao vovonana izy ireo. Maty niharan’fitsaram-bahoaka ihany koa avy eo. Manao ny fanadiadiana mikasika izao ny zandary ao Ranopiso Tolagnaro

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer