- 26 mai 2021
Nanolotra fitaovana maro isan-karazany ho an’ny CTC (DRSP) entina miatrika ny ady amin’ny valan’aretina Covid-19 ny tetikasa Rano Wash Rezionaly. Efa nisy ny fanolorana ofisialy teny anivon’ny BNGRC. Ankehitriny, tonga eny amin’ny faritra Amoron’i Mania, ny anjarany, hoy Andriamatoa RAJAONA Herizo Coordinateur Régional Projet Rano Wash Amoron’i Mania.
Mahandry