• 24 juin 2021

Vehivavy iray no noravain’ireo jilolahy miisa roa teny am-panasan-damba tao Vavarano-Morondava Atsimon’ny tanànan’i Mahabo io maraina io.
Tsy nanaiky lembenana ity vehivavy ity sady niantso vonjy ka nirotsaka an-tsehatra ny avy ao amin’ny zandarimariam-pirenena,ka vaky nandositra ireo olon-dratsy. Marihina fa tsy naninona ilay vehivavy voarava io.

Partagez :
Mahandry