Brèves

Araka ny fepetra napetraky ny kaominina Antananarivo renivohitra dia tsy misokatra ny tsena rehetra eny Mahamasina, Anosy sy ny manodidina ny datin’ny 26 jona .Tafiditra ao anatin’izany ny trano fisakafoanana, ny trano fisotroan-toaka, ny fiara manokana mivarotra hani-masaka sns. Mikatona amin’ny 12 ora atoandro ny fisokafan’ny tsena eny Anosy sy Mahamasina ny 24 sy ny 25 jona, ary foana tanteraka ny tseana isan-kerinandro eny mahamasina , Isotry ary Ambodin’Isotry.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer