Social

Nohavaozina tanteraka ny tranon’ny RNM sy TVM ao Betroka

Sambany vao mahazo fitaovana feno ary tena maoderina manaraka ny fenitra takina ny TVM sy RNM any an-toerana. Ilaina anefa izany mba hanatsarana ny kalitaon’ny vaovao sy ny kalitaon’ny fahitalavitra ary ny onjampeo.
“Iraky ny Filohan’ny Repoblika ny tenako, hoy Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, hanaporofoana ny teny nomeny fa tsy misy distrika hadino na iray aza amin’ny asa fampandrosoana izay imatimatesan’ny fitondram-panjakana ankehitriny”.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer