• 29 août 2021

Lalan-dratsy 8 km mampitohy an’i Marotolagna sy i Marovato, distrikan’Ambanja no vita noho ny fifarimbonan’ny fokonolona miisa 1 500 avy amin’ny fokontany 5 ao an-toerana tamin’ny alalan’ny tagnamaro na tambiro. Tsy nosandaina vola ireo olona niasa fa « nofon-kena mitampihavanana » no nifampizarana. 13 km io làlana fa ny 8 aloha izao vita izao.

Partagez :
Mahandry