• 17 février 2022

Hita faty tamin’ny 4 ora latsaka teo, ilay ankizy iray, tokony ho 9 taona natelin’ny reniranon’i Mangarahara ao Mandritsara, tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro teo. Nisy ny fombafomba natao nanampy tamin’ny fikarohana azy. Nisaika niaraka tamin’ny namany izy io. Zaza 2 no niara-natelin’ny rano, saingy avotra ny iray.

Partagez :
Mahandry