• 13 avril 2022

Tafapetraka ary vita andrana ara-teknika ny milina hanodina ny Voanjo ho lasa menaka any Ambatofinandrahana. Efa misy ny andrana atao amin’izao fotoana izao ka ho fantatra aorian’izay ny vokatra mety hoa azo. Tanjona amin’izany ny firosoana hatrany amin’ny fametrahana ny tanin-ketsa indostrialy mpamokatra mena-boanjo any amin’ity distrika ity. Tanjona amin’izany ny firosoana hatrany amin’ny fametrahana ny tanin-ketsa indostrialy mpamokatra mena-boanjo any amin’ity distrika ity.

Partagez :
Mahandry