Brèves

Voavaha amin’ny ampahany nanomboka ny alin’ny 02 aogositra ny olan’ny fizarana herinaratra ho an’ny mponina ao Morondava araka ny fampahafantarana nataon’ny Prefen’i Morondava. Hisitraka jiro manomboka amin’ny enina ora maraina ka hatramin’ny folo ora alina ny mponina ao Morondava raha ny vaovao voaray.

Nohamafisiny fa mbola mitohy ny ezaka amin’ny fifampiraharahana ho fanatsarana izany hatrany. Nankasitraka ny mponin’i Morondava ny tenany amin’ny ezaka iraisana ho fampandrosoana ny Faritr’i Menabe ary nisaotra ireo mpitandro filaminana amin’ny fametrahana ny lamin’asa ho fiarovana ny vahoaka.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer