Brèves

Olona dimy hafa, anisany tomponantoka tamin’ilay fanafihana tany Anjozorobe no voasambotry ny mpitandro filaminana androany hariva.

Anisan’izany: 1°/ Rasolomanana Martin na i Marta. 43 taona , ao Mahatsinjo, fokontany Anosikely, kaominina Ambatomanoina.

2°/- Randrianantenaina Rolland, 35 taona, Ambarifafy, kaominina Androvakely.

3°/- Rasoarimalala Yvonne, na Rasoary, 52 taona , ao Ambohimanarivo, kaominina Androvakely.

4°/ Andriamitsirisoa Solohery Benoît, 39 taona, Ambatovaky, fokontany Antanetibe, kaominina Beronono.

5°/ Ranoharimanana Lazara Maxime, 37 taona, Ambohitsoa, fokontany Beronono, kaominina Beronono.

Ao amin’ny distrikan’Anjozorobe avokoa ireo.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer