Brèves

Hetsika iray manome vahana ireo mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana ny Fier Mada. Tsenaben’ny tsantsaha mpamokatra sy ireo mpiasa-miasa aminy. Nanomboka omaly 3 Aogositra ka hatramin’ny 7 Aogositra eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andiany faha-23 amin’ny hetsika. Nisy ny hetsika ara-kolotoraly nandritra ny fanokafana. Maherin’ny 200 ny trano heva ho hita ao an-toerana, ary tantsaha manerana ny faritra maro no mandray anjara ao. Anisany tombony amin’ny hetsika toy ny Fier Mada ny fanindrahindrana ny vita Malagasy.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer