Brèves

800 ariary ny saran-dalana mihazo an’ Ambohitrimanjaka sy Anosimanjaka manomboka ny alatsinay izao, raha ny tapaka nandritra ny fivorian’ny ben’ny tanàna sy ny lehiben’ny kaoperativa rehetra. Hentitra ny ben’ny tanàna, ary manentana ny mpanjifa mba hiray hina, manoloana ny endrika fanararaotana rehetra na mivantana na ankolaka.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer