Niompana tamin’ny fanomanana ny fifanakalozana ara-politika na ” dialogue politique” hiarahana amin’ny governemanta tanterahana amin’ny 8 aogositra izao ary tarihin’ny Vondrona Eropeana ny fihaonanan’ny masoivohon’ny Vondrona Eropeana, Giovanni Di Girolamo sy ny Praiminisitra Ntsay Christian androany 5 aogositra