Brèves

Ho tapaka ny lalana Rainitsarovy eo Antsahamanitra, manomboka eo amin’ny fiolanana mihazo an’Isoraka ka hatreo amin’ny Trano Printy Loteriana ny alahady 7 aogositra izao. Noho ny fampisehoana hisy ao an-toerana no anton’izany. Manomboka amin’ny 10 ora maraina ny fahatapahana ka hatramin’ny fahataperan’ny lanonana.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Voir Aussi

Fermer
Fermer