Economie

” Ketrika sy Kandra”: tanora maherin’ny 3000 no hisitra izany

Tanora maherin’ny 3000 eto Antananarivo sy ny manodidina no hisitraka ny hetsika ” Ketrika sy Kandra” izay ho tanterahina ny 28, 29 ary 30 oktobra ho avy izao eo amin’ny tokotan’ny INFOR-Enceinte complexe Ampefiloha.
Hetsika ahafahan’ireo tanora izay liana te hiditra amin’ny sehatry ny asa na te hampivoatra ny fiainany arakasa, ahafahany mahafantatra ny tenany indrindra ireo fahafahana sy fahaiza-manao efa hananany ahafahany miditra sy miatrika amin’ny fomba mahomby ny sehatry ny asa sy ny fandraharahana.
Ankoatra ny tranoheva dia hisy fampiharana asa isankazany, atrikasa sy famelabelaran-kevitra.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer