Social

Vono olona tany Ambolotarakely Ankazobe : Nitolobatana i Pascal

Nitolobatana tamin’ny mpitandro ny filaminana ny naman’Iarisy iray izay antsoina hoe Pascal. Tao amin’ny « poste avancé » Antanetibe Anativolo distrikan’Anjozorobe izy no nitolotena tamin’ny zandary. Azo lazaina fa ny tahotra ny hifanehitra amin’ireo zandary manao ny savahao any an-kianja no anton’izao fihetsika izao. Ireo olona 6 voasambotry ny Companie Imerina Central tamin’ny 5 aogositra ary ity farany ity ny 11 aogositra dia efa notanana eny Antanimora.

Peut être une image de une personne ou plus et étendue d’eauHatreo izany dia 21 ny olona voarohirohy tamin’ny famonoan’olona tany Ankazobe azon’ity kompanian’ny zandarimaria ity (MD) ary ny 18 dia efa nalefa  eny Antanimora ary ny telo ao amin’ny fonjan’Ankazobe.

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer